Ny Fiangonan'Andriamanitra Miray dia mpikambana amin'ny United Church of God, Fikambanana Iraisam-pirenena, Vondrom-paritra Afrika Atsinanana. Mitory ny Filazantsara ary manomana vahoaka ho amin'ny Fanjakan' Andriamanitra. https://fiamiray.blogspot.com/
…
continue reading
An important message from RadioPublic
…
continue reading
1
Iza ary Inona Andriamanitra?
4:36:15
4:36:15
Später Spielen
Später Spielen
Listen
Gefällt mir
Geliked
4:36:15
Maro no mihevitra fa tsy misy Andriamanitra, ary mino fa izqo rehetra izao dia nivoatra avy tamin'ny tsy misy. Nefa ny Baiboly dia mirakitra ny momba Ilay Andriamanitra Mpamorona izao rehetra izao, dia ny lanitra sy ny tany ary ny ranomasina sy ny zava-boaary ao aminy. Ny tantaran'ny famoronana dia voarakitra ao amin'ny Baiboly, izay manambara fa A…
…
continue reading
1
Ny Batisan'ny Rano
2:13:16
2:13:16
Später Spielen
Später Spielen
Listen
Gefällt mir
Geliked
2:13:16
"Izay mino sy atao batis no hovonjena; Izay tsy mety mino no hohelohina." (Marka 16:15-16)
…
continue reading
Jehovah Andriamanitra Ray sy ny Teny no nahary ny olombelona, ary tahaka ny endrik'Andriamanitra no nahariany azy. Nefa voasoratra ao amin'ny Baiboly fa iza ateraky ny nofo dia nofo, ary izay ateraky ny Fanahy dia fanahy. Andriamanitra irery no tsy mety maty , fa ny olombelona dia mety maty. Nefa manana anjara ho tonga zanak'Andriamanitra, fanahy, …
…
continue reading
1
Fetin'ny Tabernakely sy Fara-Fivoriana
3:39:59
3:39:59
Später Spielen
Später Spielen
Listen
Gefällt mir
Geliked
3:39:59
Jesosy Kristy sy ny Fiangonan'Andriamanitra voalaza ao amin'ny Baiboly dia nitandrina ireo andro masina firavoravoana voatendrin'i Jehovah ireo. Inona no hevi-panahin'ny fety? Nahoana isika no tokony hitandrina izany koa ankehitriny? Araho ny toriteny fianarana Baiboly mahafinaritra atolotry ny Fiangonan'Andriamanitra Miray. Fantaro ny zavatra rehe…
…
continue reading
1
Ny Tontolo Mahafinaritra Rahampitso
3:36:11
3:36:11
Später Spielen
Später Spielen
Listen
Gefällt mir
Geliked
3:36:11
Ao amin'ny Fanjakan'Andriamanitra dia hotahiana ny firenena rehetra, ary haniry ny hianatra ny didy sy lalàn'Andriamanitra ny firenena rehetra. Hanefy ny sabany ho fangady ny olona ary tsy hianatra ady intsony. Ary na dia ny biby masiaka aza dia hiova ho malemy fanahy ka tsy handratra eran'ny tendrombohitr'i Jehovah. Hisy vokatra be dia be amin'iza…
…
continue reading
1
Oviana no fotoana nahaterahan'i Jesosy Kristy?
1:39:58
1:39:58
Später Spielen
Später Spielen
Listen
Gefällt mir
Geliked
1:39:58
Maro ny kristiana no mankalaza ny krismasy na noely, nefa tsy mahafantatra ny tena antony niandohan'ilay fety akory. Mino izy ireo na ny marina dia voafitaka izy ireo ka mino fa ny krismasy na noely dia fankalazana ny tsingerintaona nahaterahan'i Jesosy Kristy. Ny fankalazana ny nahaterahan'i Jesosy dia tsy anisan'ireo andro firavoravoana voatendri…
…
continue reading
1
Inona ny ain'ny olombelona? Manana fanahy tsy mety maty ve ny olombelona?
1:51:47
1:51:47
Später Spielen
Später Spielen
Listen
Gefällt mir
Geliked
1:51:47
Maro ny olona no mino fa ny fanahin'ny olombelona dia tsy mety maty. Nefa tsy izany no voalazan'ny Tenin'Andriamanitra ao amin'ny Baiboly. Inona ny ain'ny olombelona? Avy aiza no niaviany? Inona no lalana mankany amin'ny fiainana mandrakizay? Ny raki-peo no mirakitra ny fianarana momba izany. Dr. Rakotondravony Daniel, Fiangonan'Andriamanitra Miray…
…
continue reading
1
Fiami Radio - Apokalypsy na Fanambarana
27:17:00
27:17:00
Später Spielen
Später Spielen
Listen
Gefällt mir
Geliked
27:17:00
Jehovah Andriamanitra Ray dia nanambara ny zavatra tsy maintsy ho avy any amparany, ary ny Bokin'ny Apokalypsy sy ireo andro firavoravoana voatendrin'i Jehovah no manambara ny planin'Andriamanitra ho an'ny olona rehetra. Ity rakipeo manokana ity dia hanampy anao hahatakatra ny hevi-panahin'ny didy sy lalan'Andriamanitra sy ny Bokin'ny Apokalypsy.…
…
continue reading
1
UCG Mada - Andro Fanavotana - Fanjakana arivo taona
3:05:54
3:05:54
Später Spielen
Später Spielen
Listen
Gefällt mir
Geliked
3:05:54
Ny andro fanavotana dia ilay andro firavoravoana fahadimy voatendrin'i Jehovah ho fitsaharana sy fivoriana masina. Io no andro firavoravoana notendren'i Jehovah hitsaharana, hanaovana fivoriana masina sy hanaovana fifadian-kanina, mba ho tena iray amin'Andriamanitra isika. Maneho koa ny sorom-panavotana nataon'i Jesosy Kristy ho antsika teo amin'ny…
…
continue reading
1
Fiami Radio - Inona no antony namoronan'Andriamanitra ny olombelona?
3:23:01
3:23:01
Später Spielen
Später Spielen
Listen
Gefällt mir
Geliked
3:23:01
Inona no antony namoronan'Andriamanitra ny olombelona ?Ny olombelona dia noforonin’Andriamanitra araka ny endrik’Andriamanitra. Mety ho tonga zanak’Andriamanitra ny olombelona, ary afaka mandray anjara amin’ny fomban’Andriamanitra. Noforonin’Andriamanitra ho nofo ny olombelona, ary avy amin’ny tany no namoronany azy. Ny fofon’aina no iveloman’ny ol…
…
continue reading
Tombo-kase fito sy Trompetra fito. Inona no hitranga ain'ny hamahana ny tombo-kase fito sy ny hitsofana ny trompetra fito? Ny literatiora sy fanazavana fanampiny dia azonao trandrahana ao amin'ny tranokalan'ny Fiangonan'Andriamanitra Miray. --- Send in a voice message: https://podcasters.spotify.com/pod/show/fiangonan-andriamanitra-m/message…
…
continue reading
1
UCG Mada - Ny Fitsaran'Andriamanitra
7:27:47
7:27:47
Später Spielen
Später Spielen
Listen
Gefällt mir
Geliked
7:27:47
Ity fizarana ity dia mirakitra ny fianarana Baiboly momba ny fitsarana ilay vehivavy janga lehibe sy ny fitsaran'ila Seza Fiandrianana Fotsy Lehibe. Ambasadaoro Kolejy, Fiangonan'Andriamanitra Miray.
…
continue reading
1
UCG Mada - Andro firavoravoana voatendrin'i Jehovah: Planin'ny Famonjena
30:33:02
30:33:02
Später Spielen
Später Spielen
Listen
Gefällt mir
Geliked
30:33:02
Ny Ambasadoaoro Kolejy eto amin'ny Fiangonan'Andriamanitra Miray dia fianarana sy fandalinana Baiboly ho anao, hahafantaranao ny Filazantsaran'Andriamanitra sy ny planina mahagaga nataon'Andriamanitra ho an'ny olombelona rehetra. Ity fizarana ity dia hahatakaranao ny hevi-panahin'ireo andro firavoravoana voatendrin'i Jehovah sy ny maha-zava-dehibe …
…
continue reading
1
Fiami Radio - Ny Planin'ny Famonjena - Ny faharetana amin'ny finoana sy ny didin'Andriamanitra
33:07:14
33:07:14
Später Spielen
Später Spielen
Listen
Gefällt mir
Geliked
33:07:14
Rehefa mibebaka marina isika ka mino fa Jesosy Kristy no Tompo sy Mpamonjy dia miroso amin'ny batisa sy ny fametrahan-tanana handraisana ny Fanahy Masina. Mila mitombo amin'ny toetran'Andriamanitra isika ary mifady ny ota. Io no ambaran'ny dingana manaraka amin'ny planin'ny famonjena nataon'Andriamanitra ho antsika. Rehefa miezaka mitandrina ny did…
…
continue reading
1
UCG Mada - Filazantsaran'ny Fanjakan'Andriamanitra - "Katsaho aloha ny Fanjakan'Andriamanitra sy ny Fahamarinany"
26:08:57
26:08:57
Später Spielen
Später Spielen
Listen
Gefällt mir
Geliked
26:08:57
Ny Ambasadaoro Kolejy dia fianarana Baiboly atolotry ny Fiangonan'Andriamanitra Miray, handinihana ny Tenin'Andriamanitra, hitomboana amin'ny fahalalana tsara an'Andriamanitra sy Jesosy Kristy ary ny planin'Andriamanitra ho an'ny olombelona rehetra. Inona no planin'ny Famonjena? Andriamanitra dia nanome ireo andro firavoravoana voatendry (Levitikos…
…
continue reading
1
Fiami Radio - S3E2
21:19:40
21:19:40
Später Spielen
Später Spielen
Listen
Gefällt mir
Geliked
21:19:40
Fiangonan'Andriamanitra Miray - Mitory ny Filazantsara ary manomana vahoaka ho amin'ny Fanjakan'Andriamanitra. Ny literatiora sy lahatsoratra fanampiny manampy anao amin'ity fianarana Baiboly ity dia azonao vakiana manontolo ao amin'ny Toriteny, tranokalan'ny Fiangonan'Andriamanitra Miray.
…
continue reading
1
Fiami Radio - S3E1
19:52:05
19:52:05
Später Spielen
Später Spielen
Listen
Gefällt mir
Geliked
19:52:05
Ny Fiangonan'Andriamanitra Miray dia mpikambana ao amin'ny United Church of God, izay fikambanana iraisam-pirenena niorina tamin'ny 1995, ary ao anatin'ny vondrom-paritra Afrika Atsinanana. Ny iraka tanterahinay dia ny mitory ny Filazantsaran'Andriamanitra amin'ny olona rehetra sy ny manomana vahoaka ho amin'ny Fanjakan'Andriamanitra araka izay not…
…
continue reading
1
Ilay “fahavetavetan'ny fandravana”
1:38:17
1:38:17
Später Spielen
Später Spielen
Listen
Gefällt mir
Geliked
1:38:17
Inona no famantarana hafa nomen'i Jesosy hanambarana fa efa akaiky ny "farany"? Moa ve i Jesosy nilaza fa ny "fahavetavetan'ny fandravana" dia arak’izay nolazain'i Daniela mpaminany? Isika kristiana dia asaina misaina rehefa mamaky momba izany fahavetavetan'ny fandravana izany. Moa ve io baiko io nomena an'i Daniela ihany koa? Inona no andininy mbo…
…
continue reading
1
"Mpitaingin-tsoavaly fotsy"
1:15:27
1:15:27
Später Spielen
Später Spielen
Listen
Gefällt mir
Geliked
1:15:27
Ny Apokalypsy 6 sy Apokalypsy 19 dia samy miresaka momba ny mpitaingina soavaly fotsy. Matetika isika no tsy mahay manavaka azy ireo, tsy mamaky tsara ny filazalazana momba azy ireo, ary voafitaka hino zavatra tsy marina, fa milaza fa samy manambara an'i Jesosy Kristy avokoa ireo mpitaingin-tsoavaly roa ireo. Ny marina dia samy manambara kristy izy…
…
continue reading
1
Ireo "mpitaingin-tsoavaly efatra"
59:09
59:09
Später Spielen
Später Spielen
Listen
Gefällt mir
Geliked
59:09
Matetika isika no tsy mahatakatra na lahazo tsara ny dikan'ireo soavaly efatra ao amin'ny Apokalypsy 6. Ireo anefa dia anisan'ireo famantarana fotoana nomen'Andriamanitra fa hitranga mialoha ny fiavian'ny andro farany. Ireo soavaly efatra sy ny mpitaingina azy ireo dia maneho ny endrika efatra lehibe eto an-tany, izay nolazain'i Jesosy fa hisy amin…
…
continue reading
Ireo mpitarika fivavahana tamin'ny andron'i Kristy dia tsy nahatakatra ireo "famantarana ny fotoana". Kanefa, dia efa nampianarina azy ireo fa ho avy ny Mesia, satria io hafatra io dia niverimberina tao amin'ny boky rehetra tao amin'ny Testamenta Taloha. Ao amin'ny andininy faha-3 ao amin'io toko io ihany, dia nasehon'i Jesosy fa mety ho azon'izy i…
…
continue reading
1
Mety hiverina anio alina ve i Kristy?
48:23
48:23
Später Spielen
Später Spielen
Listen
Gefällt mir
Geliked
48:23
Matetika isika no maheno olona miteny hoe "Raha hiverina anio alina ianao Jesosy dia raiso izahay ho any aminao", sy ny toy izany. Ny fahafatesan'ny olona iray ve no lazaina fa fiverenan'i Kristy? Marina ve ny fieverana fa mety hiverina tampoka anio alina i Kristy Jesosy? Inona no fitaka iray torin’ny mpaminany sandoka? Ka inona no tokony hoeritrer…
…
continue reading
1
"Hisy mpaminany sandoka sy kristy sandoka"
18:17
18:17
Später Spielen
Später Spielen
Listen
Gefällt mir
Geliked
18:17
Ilay soavaly fotsy ao amin'ny Apokalypsy 6 dia manambara ny famantarana voalohany amin'ireo izay nolazain'i Jeosy Kristy. Hoy indrindra Izy: "Fa hisy Kristy sandoka sy mpaminany sandoka hitsangana ka haneho famantarana lehibe sy fahagagana, ary raha azo atao, na dia ny olom-boafidy aza dia hofitahiny." (Matio 24:24) Ary amin'izany indrindra dia asa…
…
continue reading
1
Oviana no Fotoana Fanokanana ny Zanak'ondrin'ny Paska?
48:18
48:18
Später Spielen
Später Spielen
Listen
Gefällt mir
Geliked
48:18
Mifampiankina tanteraka amin’io fanisana ny volana io no ilaharan’ireo dingana fito ao amin’ny Planin’ny Famonjena, izay fantatra matetika amin’ny filaharan’ny volana: volana voalohany, faharoa, fahatelo, …, hatrany amin’ny volana faharoa ambin’ny folo. (Eksodosy 12:3) « Mitenena ianareo amin'ny fiangonana, dia ny Isiraely rehetra, ka manaova hoe: …
…
continue reading
1
"Ireo mpaniratsira amin’ny andro farany" - Fiz 2
47:52
47:52
Später Spielen
Später Spielen
Listen
Gefällt mir
Geliked
47:52
"Ireo mpaniratsira amin’ny andro farany" - Fiz 2
…
continue reading